Entrée laharana (lahatra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Asiana olona na zavatra milahatra: Laharana mpianatra manoloana ny sekoly [1.1]
Morphologie 
Présent : laharana, laharako, laharanao, laharany, laharantsika, laharanay, laharanareo, laharan', laharan-, laharam-, lahara-
Passé : nolaharana, nolaharako, nolaharanao, nolaharany, nolaharantsika, nolaharanay, nolaharanareo, nolaharan', nolaharan-, nolaharam-, nolahara-
Futur : holaharana, holaharako, holaharanao, holaharany, holaharantsika, holaharanay, holaharanareo, holaharan', holaharan-, holaharam-, holahara-
Impératif : laharo

Entrée laharana (lahatra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Andalana: Laharana fahatelo avy aty an-kavia no misy azy [1.1]
Explications en anglais A row, an alignment; order in merit or dignity [1.7]
Explications en français Rang [1.8, 1.13]
 Alignement; ordre de mérite, etc. [1.8]
 Ordre, numéro [1.13]
Exemples Ny laharana fahatelo sahala amin' izay koa. [2.606]
Morphologie 
Simple : laharana, laharako, laharanao, laharany, laharantsika, laharanay, laharanareo, laharan', laharan-, laharam-, lahara-, -daharana
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/08/19