Entrée lahasa (lahatra, asa)
Partie du discours nom
Explications en malgache (lahatra sy asa) raharaha atao, indrindra ny ataon-tanana toy ny fambolena: Inina indray no lahasa any aminareo izao? Ny manetsa izao no tena lahasa. Ny fanaovan-trano koa izao no lahasa maharevo ny olona any [1.10]
 Asa, raharaha: Mizara lahasa amin' ny mpiasa
Zavatra atao, taozavatra: Atombohy ny lahasanareo fa aza laozanareo miresaka eo
Asam-pambolena: Ny vadi-bainga no anisan' ny lahasa mafy amin' ny fambolena [1.1]
Explications en français Travail, occupation, ouvrage, se dit surtout du travail des champs [1.3]
Explications en anglais Work, an occupation [1.7]
Explications en français Travail, occupation [1.8]
Dérivés 
 
Proverbes 

Entrée lahasa
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Fandokoan-javatra toy ny kofehyna lamba [1.10]
 (teny tranainy) Loko manjamanja [1.1]
Explications en français Teinture [1.3]
Dérivés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31