Entrée laingontratrany (laingo, tratra, -ny)
Partie du discours nom
Définition malgache Hena eo amin' ny lohatratran' ny omby na ny ondry na ny kisoa vonoina, mifamaly amin' ny laingontsorony eo ambony [Rajemisa 1985]
Définition française la proéminence grasse et pendante du poitrail des boeufs, des moutons, des chèvres [Abinal 1888]
Vocabulaire 

2013/02/28