Entrée laka
Partie du discours   nom
Définition malgache   Ny toerana afovoany amin' ny fanorona, izay ihaonan' ny tsipikamifanapatapaka (mazàna ny mitana ny laka no maharesy amin' ny lalao fanorona
¶ Foibe, fovoana, toerana tsara, (misy karazana laka efatra fantatry ny mpanao fanorona: ny lakabe, ny laka kely, ny lakavilana ary ny lakamanga). [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   lines drawn at right angles in the game called fanorona [Richardson 1885]
   a position in Malagasy chess or fanorona [Hallanger 1973]
Traduction française   une position aux échecs malgaches dits fanorona [Hallanger 1974]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  

Entrée laka
Partie du discours   nom
Traduction anglaise   lakana [Provincial] [Richardson 1885]

Mis à jour le 2010/12/08