| Entrée | 1 lakilasy | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Efitrano fianarana: Efa tafiditra ao an-dakilasy na ao an-trano lakilasy ny mpianatra Fianarana, tranon-tsekoly: Tsy mankany an-dakilasy izy fa efa hanambady hono (jereo kilasy) [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/10/07 |   |