Entrée lalambika
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fantsona lava miolikolika difotra ao anaty rano mangatsiaka ka raha mandalo ao anatin' io ny entona dia manjary ranomason-takotra azo angonina indray. Ny lalambika dia ilaina amin' ny fanasitiliana ny alkaola [Rajemisa 1985]
   fitaovana fisitiliana alkôla [SLP: Voambolana]
Traduction anglaise   a still [Richardson 1885]
Traduction française   alambic [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Origine   Français: l' alambic.

Mis à jour le 2013/02/28