|
|
|
|

Entrée1 lalovana
Radical  2lalo
Partie du discours  3 verbe passif
Explications en malgache  4Aleha eo akaiky nefa tsy idirana: Aza lalovana fotsiny ny sakaiza.
5Seranina eo akaiky: Lalovan' ny renirano ny tanananay.
6Tsy raharahaina: Tsy tsara raha lalovan' ny ankizy ny tenin' ny ntaolo.
7Dinganina: Tsy tokony holalovana ny ray aman-dreninao amin' izany raharaha izany. [1.1]
Explications en anglais  8to be passed by. [1.2]
Morphologie 
9 Présent :
10 Passé :
11 Futur :
12 Impératif :
Proverbes  13 Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02