| Entrée (1/2) | 1 lamako |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Hazo roa lafy na taolana vazan' omby ampifampikapohina ohatra ny tanana asolo ny tehaka mba hivelezana ba na hanarahan-kira. [1.1] |
| Explications en anglais |
4 two pieces of wood or board stuck together and used as an accompaniment to native songs [1.2] |
| Exemples |
5 Miara manipy sandry izy rehetra miaraka amin' ny ampongan' ny ntaolo sy lamako.
[1.437#]
6 Ny fikapoky ny fivoy eny amin' ny rano no ba manelanelana sy lamako mampiray hina azy. [2.499#] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 10 lamako tsy mipaka |
| Entrée (2/2) | 11 lamako |
| Partie du discours | 12 nom |
| Explications en anglais |
13 applause [1.7] |
| Explications en français |
14 applaudissement [1.8] |
| Anagrammes | 15 kalamo, 16 lakamo, 17 lamako, 18 lamòka, lamoka, 19 malako, 20 maloka, Maloka |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|