Entrée lamboala
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tambahoaka] Lambo dia [1.78]
  [Tanala] Lambodia (kisoa monina sy mivelona any an'ala any): Mivadikadike ny lamboala laha mate ka ñy tsy mate mandika hentoña (mikodiadiamandositra) ny lambo voan-defona fa ny sisa tsy maty mirifatra [1.78]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31