Entrée | 1 lambolamboina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 lambolambo |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
8 [1.1] Lamaina, alana raorao: Nolambolamboiny tsara ny tarehiny Safosafoina (amin' ny tanana): Nolambolamboiny tamin' ny tanany ny volon-dohan' ny zanany Tambatambazana, tehatehafina: Lambolamboy kely ny zandrinao fa mitomany |
Explications en anglais |
9 [1.7] to be smoothed; to be caressed |
Explications en français |
10 [1.8] qu'on polit; qu'on caresse |
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot lambolamboina |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |