Entrée | 1 lamboridy |
Partie du discours | 2 nom |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
4 [1.1] Anja-koditra fihazonana ny soavaly taingenana ka ampiasaina hitarihana azy amin' ny lalana tian-kaleha: Anisan-javatra voafaoka ao anatin' ny hoe lamboridy ny vy sakambavan-tsoavaly ary ny kofehin-damboridy |
Explications en anglais |
5 [1.2, 1.7] a bridle |
Explications en français |
6 [1.8] bride de cheval |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |