| Entrée | 1 lamisy |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Fiasana fandoahana hazo na vato: Ny lamisy dia misy vatany azo ahodin-tanana, ka rehefa ahodina io, misy vy kely maranitra, atao hoe zanadamisy, mihamilentika hatrany mandoaka ny hazo [1.1] 4 fiasana anodinana ny kamositra mba handavahana [1.13] |
| Explications en français |
5 vilebrequin [1.13] |
| Tous les mots composés | 6 2 combinaisons de ce mot |
| Vocabulaire | 7 Economie: mécanique |
| Autres orthographes | 8 lamiso |
| Anagrammes | 9 lamisy, 10 milasy, 11 misaly, 12 samily |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|