Entrée laoka
Partie du discours nom
Explications en malgache Ilazana izay rehetra hanina miaraka amin' ny vary, na hena na anana na hazandrano: Be sira loatra ny laoka [1.1]
  [Bezanozano, Sihanaka] Hazandrano [1.78]
Explications en anglais Any relish, or meat eaten with rice. On the coast it almost always means fish or vegetables. [Mal. ikan, fish; Borneo lank] [1.2]
 Meat, fish, vegetables, etc eaten with rice [1.7]
Explications en français Qu'on mange avec le riz [1.8]
Exemples 
1Inona izao no laoka hatao eo! [2.4]
2Tsy ampy ny sakafo, kely ny laoka. [2.356]
3laoka sy loaka no ireo tenenina ireo. [2.245]
4Tsy misy na inona na inona toy ny laoka sirahazo. [2.69]
Dérivés 
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/19