|
|
|
|

Entrée1  lapa
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 tranon'ny mpanjaka [Taisaka] [1.78]
4 Trano itoeran' ny Andriamanjaka
5 Tokantrano tsara tarehy aoka izany na anjakan' ny fiadanana: Lapan' ny fahasambarana itỳ irano itỳ
6 Trano voafidy hanaovana famorana [1.1]
Explications en anglais  7 a palace, the residence of the sovereign
8 the residence of a noble on his estate
9 the house appointed by a clan or family to perform the circumcision ceremonies
10 any large house in a town or village used as a place of assembly [1.2]
11 a palace [1.7]
Explications en français  12 palais [1.8]
Exemples  13  Ary trano natao lapa dia Besakana; [2.59#]
14  Nezakezahany natosika ny varavaran'ny lapa; [2.588#]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Tous les mots composés  22  10 combinaisons de ce mot
Proverbes  23  Proverbes contenant ce mot
Article  24 Randzavola: lapa ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/11/09