Entrée | 1 lasantsy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Karazan' ilo azo avy amin' ny fanasitiliana ny solitany na zavamaniry sasany; ny lasantsy dia manan-toetra mora mirehitra izaitsizy ary ampiasaina hampihetsika ny milina mampandeha ny fiarakodia, fiaramanidina [1.1] |
Explications en anglais |
4 turpentine [this word is from the first part of the French l'essence de terebinth] [1.2] 5 gasoline, petrol; turpentine [1.7] |
Explications en français |
6 l'essence, essence pour voiture; térébenthine [1.8] 7 (du français « l'essence »). Nom appliqué aussi bien à l'essence d'origine végétale. Dans ce dernier cas, il désigne plus spécialement l'essence de térébenthine. Cette dernière est introduite car les Pins cultivés à Madagascar (voir hazokesika) ne produisent que peu de résine. [Merina] [1.196] |
Exemples |
8 Olana ny fikojakojana azy ary lafo ny lasantsy.
[2.117]
9 Tsy nisy lasantsy, hono, ka tsy nisy fiara mpitatitra niasa. [2.445] 10 Ny heriny, milina ao anatin' io makarakara io, tondrahana lasantsy fotsiny dia mihavao miaraka amin'ny vava. [1.281] |
Tous les mots composés |
|
Vocabulaire | 12 Transports |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |