Entrée lasary
Partie du discours nom
Définition malgache Tongolo voatetika aharo voatabiha ary asiana sakay raha tiana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise onions and tomatoes cut up small and mixed with chillies as a relish [Richardson 1885]
 an appetizer made of onions and tomatoes, sometimes with red pepper [Hallanger 1973]
Définition française achards, mélange de tomates et oignons hâchés, parfois avec du piment [Hallanger 1974]
Définition française (du créole réunionnais : « les achards »). Légumes confits dans le vinaigre ou l'huile avec des condiments, préparation probablement d'origine indienne, comme les « pickles » anglais. [Boiteau: Végétaux]
Exemples 
1Sahirankirana ery manampy ny variko, manome laoka ahy, manontany sao mbola mila lasary na ro aho. [Andraina: I Vola, page 113]
2Viky vadin-dRakoto no nisahirana nanamboatra ny sakafo farany hanaovako veloma an' i Madagasikara, dia vary manitra nilaofana henomby ritra sy felimangidin' i Mahajanga ary lasary. [Ravelomanana: Lalana, page 133]
Vocabulaire 
Origine Français: l' achard.

Entrée lasary
Partie du discours nom
Définition anglaise the name of a saw [Richardson 1885]
Exemples 
1Sahirankirana ery manampy ny variko, manome laoka ahy, manontany sao mbola mila lasary na ro aho. [Andraina: I Vola, page 113]
2Viky vadin-dRakoto no nisahirana nanamboatra ny sakafo farany hanaovako veloma an' i Madagasikara, dia vary manitra nilaofana henomby ritra sy felimangidin' i Mahajanga ary lasary. [Ravelomanana: Lalana, page 133]
Vocabulaire 
Origine Français: la scie.

2017/12/31