| Entrée | 1 lasibatra |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Teboka eo afovoan' ny baoritra iray izay kendrena anaovana fanazaran-tena amin' ny fitifirana
4 Olonakendrena asiana foana: Ataon' ny olona lasibatra foana io Rangahy io [1.1] |
| Anagrammes | 5 albasitra, lasibatra |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|