Entrée lasitra
Partie du discours nom
Définition malgache Zavatra misy sary lempona izay anidinana metaly voaempo, ka rehefa mangatsiaka ilay metaly dia manana endrika mitovy amin' ilay sary fa mivohitra kosa
¶ Marika atao modely amin' ny fanaovan-taozavatra, ohatra, ny mpanjaitra dia manana lasitra (sari-na vatan' olona amin' ny hazo) izay ametahany ny vatan' ilay akanjo rehefa didiany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a shoemaker's last [Richardson 1885]
 a mold, a last, a form for fashioning something [Hallanger 1973]
Définition française moule, forme, gabarit [Hallanger 1974]
Origine Anglais: last.

Entrée lasitra
Partie du discours nom
Définition malgache Famelezana amin' ny rantsantanana roa avonkina ka terena ao ny hoditr' ilay vonoina ary dia aolana mafy [Rajemisa 1985]
Dérivations 

2013/09/22