| Entrée | 1 laviana |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Erika, orana madinika kely entin' ny rivotra, izay mazàna mamirifiry izaitsizy:
4 Izany, rahavako, no roa lahy milanja am-betraka / ka sendra laviana miaramiropy / sendra mafana miara-mihinjaka (Raj. Tselatra) [1.1] |
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 7 Météorologie |
| Anagrammes | 8 avilana, 9 ivalana, 10 lavania, laviana, 11 valiana |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|