|
|
|
|

Entrée1  lavina
Radical  2 la
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 (endrika pasiva) Tsy afaka nanda izy, fa tsy azo nolavina mihitsy ny porofo
5 laviko ankitsirano izany ampanga lainga izany [1.10]
6 Tsy ekena ho marina: Nolaviny izay nolazaiko
7 Tsy raisina, tsy ekena: Nolaviny izay natoroko azy / Nolaviny ny fangatahako
8 Lazaina ampahibemaso fa tsy fantatra: Nolavin' i Piera i Kristy / Laviko i Satana [1.1]
Explications en anglais  9 to be refused, to be rejected,
10 to be disapproved, to be hated [1.2]
11 to be refused, to be denied [1.7]
Explications en français  12 qu'on refuse, qu'on nie, qu'on rejette,
13 à quoi on renonce, qu'on méconnait.
14 Efa nolaviny izay natolotrao azy:
15 il a refusé ce que vous lui avez offert.
16 Laviko izay lazainao: je nie ce que vous dites [1.3]
17 qu'on refuse [1.5, 1.8, 1.6]
18 qu'on nie [1.8, 1.6]
19 qu'on renie; qu'on rejette [1.8]
Exemples  20  Angaha koa inoa ho azonao lavina? [2.643#64]
21  Tsy azo lavina fa misy ny toky nomena. [4.27#2010/01/15]
22  Ary io zavamisy io mihitsy no lavina aminy. [1.369#]
Morphologie 
23  Présent :
24  Passé :
25  Futur :
26  Impératif :
Proverbes  27  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  28 lavany, 29 lavina, 30 vanila, 31 vilana

Mis à jour le 2025/11/17