| Entrée | 1 lazoina |
| Radical | 2 lazo |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Aserantserana amin' ny afo: Tokony holazoina ilay volotsangana vao notapahina
5 Asian' ny amban' aretina, asian' aretina mbola mikotrika: Angamba lazoin' ny kitrotro itỳ zaza itỳ 6 Asiana: Lazoin' ny hainandro ny andohako 7 Atarazoka; atao izay hahela: Tsy ho vita na oviana na oviana itỳ raharaha itỳ fa lazoinareo lava [1.1] |
| Explications en anglais |
8 to be made to fade, to be wilted;
9 to be softened by fire [1.7] |
| Explications en français |
10 qu'on fait ternir; qu'on flétrit, qu'on ramollit auprès du feu
[1.8] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 16 alozina, lazoina, 17 lozaina, 18 loziana |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|