Entrée lefahina (lefaka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Atao tonga milefitra; ketrahina: Azo lefahina amin' ny fanafody ny aretina sasantsasany / Aza lefahina ny tady
Atao tonga adala [1.1]
Explications en anglais To be bent [1.7]
Explications en français Qu'on plie, qu'on rend souple [1.8]
Morphologie 
Présent : lefahina, lefahiko, lefahinao, lefahiny, lefahintsika, lefahinay, lefahinareo, lefahin', lefahin-, lefahim-, lefahi-
Passé : nolefahina, nolefahiko, nolefahinao, nolefahiny, nolefahintsika, nolefahinay, nolefahinareo, nolefahin', nolefahin-, nolefahim-, nolefahi-
Futur : holefahina, holefahiko, holefahinao, holefahiny, holefahintsika, holefahinay, holefahinareo, holefahin', holefahin-, holefahim-, holefahi-
Impératif : lefaho

Mis à jour le 2020/07/31