Entrée leony (leo, leoka, leona, leotra, -ny)
Partie du discours nom leo et leoka et leona et leotra et pronom

Entrée leony (leo, -ny)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Enti-milaza olona tsy tia zavatra iray, izay nihinanany betsaka loatra ka nahatonga azy tsy te hiherika azy intsony: Leom-boanjo aho izany
Tofoka, boboka, tohina, tola
Mamo: Leon-drongony ny anao lahy ka miteniteny foana
Monaina (monamonaina), mamo, disaka, afapo, lamoka, boboka, tofoka, malilo, tala, malikiliky, lotika, lao, tsy tia hiherika, tsy tia veroka, tsy tia vovoka, tsy tia mainty, leom-boananana, tsy tia zava-boribory, tsy tia mololo [1.1]
Explications en anglais Has had enough and too much; disgusted; drunk ; borne, sustained; [1.7]
Explications en français Qui en a assez; dégoûté; ivre; supporté [1.8]
Exemples 
1izay homa-manta no ho leony. [1.437]
2Leony dia leony mihitsy ka niala. [2.285]
3Tsy hiringiringy ho potraka, tsy hioty manta ho leony fa hioty masaka ho voky. [2.346]
Dérivés 
Synonymes leo

Anagrammes 

Mis à jour le 2021/07/23