|
|
|
|

Entrée (1/2)1  lesoka
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 Petaka (orona): Lesoka orona io zazavavy io no naharatsy azy
4 Iva ary lempona, pepo, tsy feno: Misy lesoka eto ny lalotra ka amboary kely [1.1#540]
Explications en anglais  5 sunken in the middle; flat-nosed [1.7]
Explications en français  6 enfoncé au milieu; camus; creux [1.8]
Exemples  7  Misy ny lesoka mila arenina. [1.368#]
8  Izao anefa, manarina ny lesoka ny mpanakanto. [2.445#]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  16 raivolesoka
Proverbes  17  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)18  lesoka
Partie du discours  19  nom
Explications en malgache  20 Tsininy: Mahafinaritra be ohatrohatra ny lahateninao, fa ny hevitra no somary maivana: izay no lesoka aminy. [1.1#540]

Anagrammes  21 Eskola, 22 Kasleo, 23 lesoka, 24 saloke

Mis à jour le 2025/11/13