| Entrée | 1 letrezana |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Fanaovana ambozizy na an-kery; fandentehana an-ditra fa tsy mila izay rirany; fampanekena amin' ny hevitra bontolo: Tsy azo atao letrezana amin' izao akory ny fampidiran-kevitra ao an-tsain' olona
[1.1] |
| Combinaisons | 4 1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot letrezana |
| Mis à jour le 2026/04/19 |
|