Entrée | levonina (levona) | ||||||||||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||||||||||
Définition malgache | Atao fongana, tsy misy: Azon' Andriamanitra levonina izao tontolo izao ¶ Simbana: Nolevonin' Ikoto ny kilalaon-janako ¶ Bavana, fongorana, aringana, arfpaka: Nolevonin' ny mpangalatra ny fananan-dRainizafy ato atsimo ¶ Ampanjarina ho fofona, ho etona, ho ranony: Levonin' ny masoandro ny zavona ~ Levony ao anaty rano ny siramamy ¶ Ampanjarina ho zavatra mahavelona ny tena: Sakafo saro-devonina ny henan-gisa [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Traduction anglaise | to be consumed; to be utterly destroyed; to be dissolved; to be digested [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Traduction française | qu'on anéanti; qui est dissout; qui est digéré [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |