Entrée liet
Partie du discours nom
Explications en malgache Manamboninahitra amin' ny foloalindahy an-tanety sy ana habakabaka, ambonin' ny solietnà ary ambanin' ny kapiteny, mitovy fahamboniana amin' ny enseigne de vais-seau kilasy voalohany amin' ny tafika an-dranomasina [1.1]
Explications en anglais A lieutenant [1.7]
Explications en français Lieutenant [1.8]
Exemples Ny ampitson' ny nipoahan‘ny ady dia voaantso teny amin' ny biraon' ny lehiben' ny distrika Rabruny, fa lietna izy. [2.356]
Vocabulaire 
Mots composés 
Origine Français: lieutenant.

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/20