Entrée liona
Partie du discours   nom
Définition malgache   [ lioña ] [Tambahoaka] laona [Rakotosaona 1972]
   [Bezanozano] laona [Rakotosaona 1972]
Synonymes   leona

Entrée liona
Partie du discours   nom
Définition française   [Tankarana] bout des branches. [David 1952 (takila L)]
Synonymes   leona

Entrée liona
Partie du discours   nom
Définition malgache   Biby lehibe sy matanjaka ary masiaka [Rajemisa 1985]
Exemples  
1Ny halavan' ny liona dia tokony ho 2 metratra [Randzavola: Baiboly, page 33]
2Niombon-kaza, hono, ny liona sy ny ampondra ary ny saka. [Rabezandrina: Ikotofetsy, page 7]
Vocabulaire  
Origine   Français: lion.
Mots composés, titres, noms  
Articles  

Mis à jour le 2017/06/29