lis   
lisy
Karazam-boninkazo fianakaviamben' ny "liliacées", mahatratra 1 metatra ny haavony, ny raviny boribory lavalava maitso mangirana ary ny voniny fotsy mangatsohatso sady mantra miendrika vazy lavalava eo an-tendron-tahony; ny lisy dia noheverina hatrizay ho sarin' ny hadiovam-pitondran-tena [1.1]
(Récent) (du français lis) Nom des lis introduits et cultivés comme plantes d'ornement. On cultive à Tananarive, d'après le Firaketana Malagasy n° 264 (mars 1967) p. 311. Deux espèces, la première à fleurs d'un blanc pur, fleurissant en Novembre, au printemps austral : il s'agit de [1.196]
vakio