| Entrée | 1 lisansy |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Fanadinana mamarana ny fianarana ambaratonga ambony; diplaoma omena an' izay afaka amin' io fanadinana io
4 Taratasy fahazoan-dalana hampiasa fiarakaretsaka [1.1] |
| Vocabulaire | 5 Education |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|