Entrée loarana (loatra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Avoaka (avy ao anaty zavatra lalina aty): Loary ny vary ~ Folo sobika ny tany noloarana tao anatin' io lavaka io ~ Noloarany ny hatezerana tao am-pony [1.1]
Explications en anglais To be served out of pot or container [1.7]
Explications en français Qu'on sort de la marmite; qu'on sort d'un récipient [1.8]
Morphologie 
Présent : loarana, loarako, loaranao, loarany, loarantsika, loaranay, loaranareo, loaran', loaran-, loaram-, loara-
Passé : noloarana, noloarako, noloaranao, noloarany, noloarantsika, noloaranay, noloaranareo, noloaran', noloaran-, noloaram-, noloara-
Futur : holoarana, holoarako, holoaranao, holoarany, holoarantsika, holoaranay, holoaranareo, holoaran', holoaran-, holoaram-, holoara-
Impératif : loary, loaro

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20