| Entrée (1/3) | 1 lofo |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 [Sakalava] Familiana ny botry hitodika any amin' ny iavian' ny rivotra, indrindra raha handatsaka ny vatofantsika
[1.1] |
| Vocabulaire | 4 Navigation |
| Entrée (2/3) | 5 lofo |
| Partie du discours | 6 nom |
| Explications en malgache |
7 Fiezahana, fikelezana aina hanatanteraka izay atao.
[1.1] |
| Explications en anglais |
8 persistence
[1.7] |
| Explications en français |
9 courage, persistance
[1.8] |
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 11 Emotions |
| Entrée (3/3) | 12 lofo |
| Partie du discours | 13 nom |
| Explications en malgache |
14 [Bara] henam-pandevenana
[1.78] 15 [Bezanozano] omby vonoina amin'ny fahafatesana [1.78] 16 Omby novonoina taloha raha misy maty mba ho fanomezam-boninahitra ilay nodimandry [1.1] |
| Explications en anglais |
17 cattle slaughtered for the dead (prov.)
[1.7] |
| Explications en français |
18 boeufs immolés pour les morts
[1.8] |
| Dérivés |
|
| Anagrammes | 22 folo, lofo |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|