Entrée loka
Partie du discours   nom
Définition malgache   antoka [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   Fanamby ifanaovana: Andeha hanao loka, hoy ny sokatra tamin' ny bitro, fa izaho no ho tonga voalohany erỳ ambody hazo erỳ
¶ Zavatra omena an' izay mahazo amin' ny fanamby: Inona no hatao loka, hoy ny bitro tamin' ny sokatra?
¶ Lalao ifanambazana vola, ka ny mahazo dia izay maharesy (karatra), na izay naka ny mahery (baolina), na izay naka ny tonga voalohany (hazakaza-tsoavaly): Lany tamin' ny loka ny fananany
¶ Valisoa omena an' izay voalohany amin' ny olona maro nifaninana: Anio no fizaran-doka ho an' ny mpianatra ao Ananona [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   a bet; stakes in betting; a prize [Hallanger 1973]
Traduction française   pari, gageure, prix [Hallanger 1974]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Entrée loka
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fanipazana lefona, pala, fiadiana..., na fianarana miady amin' ny lefona [Rajemisa 1985]
Dérivations  

Mis à jour le 2011/02/18