Entrée lomorina (lomotra)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Itakovanan' ny lomotra betsaka: Vato lomorina io fa aza hitsahina
¶ Entina hilazana koa ny toe-tsaina feno haratsiana sy tsy mba mivoatra: Toe-tsaina lomorina izany mihevitra ny Malagasy ho tsy maintsy miankin-doha lava amin' ny hafa izany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise moldy; overgrown with algae [Hallanger 1973]
Définition française moisi; couvert de mousse [Hallanger 1974]

2012/06/20