Entrée lonaky
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] filoham-poko hajaina ao tanàna [Rakotosaona 1972]
   olona lehiben'ny foko eken-teny ao amin'ny faritra iray [SLP: Voambolana]
Définition française   chef de clan [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Citations  

Entrée lonaky
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Bara] lapa [Rakotosaona 1972]

2013/04/03