Entrée madama
Partie du discours nom
Explications en malgache Teny iantsoana amim-panajana ny vehivavy manambady, miaraka amin' ny anarany na tsia: Tonga i Madama Rakoto ~ Lasa nivoaka i Madama, tompoko [1.1]
Origine Français: madame.

Mis à jour le 2020/07/31