Entrée madera (dera)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Teny ilazana zavatra manaitra ny maso amin' ny loko marevaka ananany na ny toerana avo misy azy: Madera erỳ izany akanjonao izany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise conspicuous, prominent [Richardson 1885]
 prominent, showy [Hallanger 1973]
Définition française éminent, bien en vue, remarquable [Abinal 1888]
 bien visible, agréable à voir, bien en vue [Hallanger 1974]
Exemples Nifangaro teny ny ranombalahy antitra, asan-tamotamo, jaky mena, volon-daoranjy madera, fo mivaivay. [Rajaonarivelo: Bina, page 35]
Citations 

2015/02/27