Entrée madilo (dilo)
Partie du discours adjectif
Définition malgache  [Bezanozano] marikivy [Rakotosaona 1972]
 Mahatsiaro mangintsingitsina any amin' ny sofina sy ny nify any noho ny feon-javatra midilotra; mahasosotra amin' ny nify na amin' ny sofina: Madilo fa aza akasika amin' ny vilia ny antsy
¶ Dombo (satria raha vy dombo no akapa amin' ny vy hafa dia madilo) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise being set on edge [Richardson 1885]
Définition française agacé [Abinal 1888]
Mots composés, titres, noms 
Exemples antsy be tsara ofana, adidy tsy mba madilo [Rahajarizafy: Kabary, page 52+136]

Entrée madilo (dilo)
Partie du discours nom
Définition malgache hazo lehibe sady be ravina misandrahaka, fahita amin'ny tapany atsimo sy andrefana, manome ny voa atao hoe voamadilo. [Rajemisa 1985]
 kily, ... atao hoe koa madilo na madiro na voamatony, na lamoty, ataon'ny Vazaha koa "prunier malgache"... [Ravelojaona 1937]
Définition anglaise the tamarind tree [Richardson 1885]
Définition française tamarinier, tamarin. Tamarindus indica (Latin). Voyez dilo. [Abinal 1888]
 tamarinier (Tamarindus indica) (s [...] voamadilo) [texte complet dans Rajaonarimanana 1995]
Définition malgache tamarinier. Cet arbre originaire d'Afrique peut atteindre vingt-cinq mètres de haut. Ses fruits laxatifs servent à la préparation de confitures et de boissons. Les lémuriens se régalent de ses gousses (voamadilo). Arbre sacré, c'est un des lieux de communication avec le surnaturel. [Rajaobelina: Malgache]
Définition italienne tamarindo [Profita 1969]
  kily [Bergenholtz 1991]
Vocabulaire 
Nom scientifique Tamarindus indica
Synonymes kily ~ lamoty ~ madiro ~ voamadilo ~ voamatony
Illustrations 

Entrée madilo (dilo)
Partie du discours verbe actif
Définition anglaise  [Provincial] to repent, to beg pardon [Richardson 1885]
Morphologie 
madilo
nadilo
hadilo
madilova

2015/09/19