Entrée mafaika (faika)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Misy faika tsy azo atelina mijanona ao am-bava: Tsy tiako io voankazo io fa mafaika [Rajemisa 1985]

2013/03/06