Entrée mafy vava (mafy, vava)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza olona mahatana tsara ny vavany ka tsy mamindra amin' ny hafa ny teny henony; tsy mety milaza izay tsy tokony holazaina, mahafehy vava [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31