|
|
|
|

Entrée 1  mahahafa
Radical  2 hafa
Partie du discours  3  adjectif
Exemples  4  Lazao izay hitanao ho mahahafa kely an' ity lahatsoratra ity ka mahatonga azy hahafinaritra. [2.314#32]
5  Ny mahahafa azy indrindra anefa dia tsy mba atahorana hamadika izy satria tsy mba tafiditra am-pony na oviana na oviana ny fitiavana, na fitiavana inona izany na fitiavana inona. [2.895#76]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :

Anagrammes  9 mahafaha, mahahafa

Mis à jour le 2026/02/26