|
|
|
|

Entrée1  mahakelikely fitia
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  mahakelikely, fitia
Explications en malgache  4  [1.1] mahatonga ny fitiavana hihena, toy ny tsy fanotrahana firy izany raha ampisehoan' olona fitiavana

Mis à jour le 2025/07/29