Entrée mahalafo (lafo)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Afaka mivarotra: Tsy mahalafo ny variny io mpivarotra io
¶ Enti-milaza ny antony mahatonga ho lafo: Ny hakelezan' ny vokatra no nahalafo ny vary taona ito [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to sell for a good price [Hallanger 1973]
Définition française vendre à bon prix; débiter une marchandise [Hallanger 1974]
Morphologie 
mahalafo
nahalafo
hahalafo
Citations 

Mis à jour le 2011/03/01