Entrée mahalala folo ... (lala, folo)
Partie du discours locution
Définition malgache [ mahalala folo ho an' ny tena fa tsy mahalala iray ho an' ny hafa, mahalala folo ho an-tena fa tsy mahalala iray ho an' olona ] ilazana fitiavantena maharikoriko tsy mihevitra afa-tsy ny tombon-tsoa ho an' ny tenany fa tsy mijery ny an' ny hala [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31