|
|
|
|

Entrée1  mahaleova mahalasana
Mots élémentaires  2  mahaleova, 3  mahalasana
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  teny entina mitso-drano ny ankizy na ny tanora ka irariana azy mba handresy ny sarotra, hahomby amin' izay rehetra hatao (ara-bakiteny: mba handresy ary hahalasa babo); teny firariana atao olona mba hahavitany tsara izay hataony, handreseny ny sarotra, ahombiazany [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12