Entrée mahamahimahina (mahimahina (mahina))
Partie du discours adjectif
Exemples 
1Tsy mitsahatra manenjika moa ny ratsy vita ka izany no mahamahimahina azy, nefa. [2.895]
2Fatratra io vehivavy io, fa izay rehetra miditra ao amin-dry Rainilijaona dia mahamahimahina azy sy fotopotorany. [2.324]
Morphologie 
Présent : mahamahimahina
Passé : nahamahimahina
Futur : hahamahimahina

Mis à jour le 2023/01/20