Entrée maha-olona
Mots élémentaires maha~ ; olona
Partie du discours locution
Explications en malgache Manome toetran'olona: Ny fanahy no maha-olona [1.1]
 Fitambaran'ny toetra sy ny fihetsika ary ny hevitra izay mamaritra ny maha-izy ny olona iray araka ny sehatra misy azy [1.13]
Explications en français Personnalité [1.13]
Vocabulaire 
Mots composés 

Mis à jour le 2023/11/20