Entrée mahare (re)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   mafy: Ataovo maharè ny hira [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   (mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny mandre ihany saingy izy tsy manana fomba mandidy) Mandray amin' ny sofina ny feo avoakan' ny zavatra na biby na olona eo amin' ny manodidina: Marenina izy ka tsy mahare na inona na inona. / Mahalala noho ny filazan' ny olona: Nahare aho fa lasa any andafy ny zokinao
¶ Mahatsiaro: Nahare hatsiaka aoka izany aho aninaraina [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to hear; to be able to hear; to perceive by any of the five senses [Hallanger 1973]
Traduction française   entendre, apprendre ; percevoir par l'un des cinq sens (à l'exclusion de la vue) [Hallanger 1974]
Morphologie  
mahare
nahare
hahare
Citations  

Entrée mahare
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   haingam-pandeha [Antesaka] [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2010/05/05