Entrée maharikoriko (rikoriko)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Miteraka na mahatonga rikoriko, mahasosotra izaitsizy, mahalotika: Maharikoriko ny loton' itỳ zaza ~ Maharikoriko ahy ny toetran' iny olona tsy valahara iny
Mitovy hevitra: mahaboboka ~ mahadikidiky [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise nauseating [Hallanger 1973]

Mis à jour le 2020/07/31