Entrée maharitraritra (ritraritra (ritra))
Partie du discours adjectif
Morphologie 
maharitraritra
naharitraritra
haharitraritra
Exemples 
1mangina maharitraritra koa vao miteny indray. [Randriamamonjy: Ombalahibemaso]
2natao maharitraritra kokoa ny famanana azy, mba hampahateza tsara ny asany. [Ramangamalefaka: Solony]
3Izao anefa dia tsinjony fa mety hampidi-doza azy ny fitoerana maharitraritra kokoa. [White: Patriarka]

2019/09/05